mercredi 3 août 2011

Mangatsiaka !

Io ary ilay fanalan’ny volana aogositra fa maka toerana an ! Mbola tsy tena merika ny andro fa mandrivotra sady mandrahona ny lanitra.

Samy miaritra izany rivotra araka izay azony atao ny olombelona eto Iarivo. Ao ny misotro kafe, mivarotra kafe….



Ao ny mihinana mofo voaloboka miaraka amin’ny kafe…




Fa dia samy mitafy mafana avokoa e….


Mitafia araka ny toetry ny andro e


Samia tsara e ! 

Aucun commentaire: