vendredi 10 janvier 2014

Vaovao indray ny taona !

Miarahaba antsika nahatratra ny taona vaovao indray !

Mankasitraka anao mitsidika ity sehatra ity

Mirary ny tsara indrindra ho anao, mandritra ny taona 2014 ary koa isan’andro isan’andro iainanao ;-)




Meilleurs Vœux pour cette année 2014

Paix, santé, joie pour toutes et tous !