Ary raha ohabolana ?

"Ny vava no tsy atao be, ny mamerina azy no tsy laitra"

Madagasikara hoe ireto zava-maniry ireto...
Atsy amin'ny namana Thierotsy manovo ohabolana isika an ! 
Ao ny momba ny teny, ao ny manambara ny fiainana.... Maro karazany no azo anovozana , mamerina ny fisaorana an'i Thierotsy isika 
Samia tsara andro àry ô !