jeudi 1 septembre 2011

Koba mafana ô


Dray dray dray ! Mivadibadika indray ny volon’andro, araka ny nambaran’ny Meteo Malagasy. Brrr, brrr…..

Rehefa mamanala toy izao, miampy rivotra mangitsy dia mangitsy, dia mahazo vahana ny fisotroana kafe sy dite, lasopy sy ny hafa.
Io izao ny koba fisapisaka miam miam...

Fa tsy adino koa ny mofomofo isan-karazany, sy ny koba mafana, vao mafana eeeee….

Tsetsatsetsa tsy aritra ihany izany, soa fihinana ifampizarana. hihihi

Ito indray ny koban-dravina tsy lany hamamiana hihihi 
Toto-boanjo, kobam-bary, siramamy andrahoina anaty ravin’akondro dia… mmmhh, matsiroooo !  

Izany rey olona no sakafo malagasy an-koatra ny akoho rony, ny vary sy laoka samihafa an !




2 commentaires:

Gasigasy a dit…

Bonjour,
tokony nasina recette leizy :)

Anonyme a dit…

Salama,

Marina tokoa izany hevitrao izany Gasigasy. Saingy tsy mbola manana io recette io ny tenako aloha :-) Misaotra nitsidika teto