Ilay mailaka momba ny karazana anana ange misy tohiny e !
Behoririka, malaza amin'ny hamaroan'ny tsena sinoa |
Indro ary, ankafizo dia mitsikia ô !
Nisy sinoa sy gasy nifankahita hono teo Behoririka, dia niresaka izy ireo:
-Hono hoa ry chan firy taona moa ianao zao no nipetraka teto Madagasikara?
-Enfa dimy taonla!
-Ay! efa mahay miteny gasy sy Madagascartsara zany??
-ilé!
-Mahafantatra karazana tongolo firy ary ianao zao eto?
-Mahafantata karazanly 5
-Inona avy zany?
-Tongolo oignon, tongolo lay, tongolo maintso, tongolo gasy.....dé tongolo batita!
-Mahafantatra karazana mofo firy ary ianao zao eto?
-za mahay pain 5
-Inona avy zany?
- pain beulé, pain paté, pain lasaly, pain flomazy...de pain dantela
-Mahafantatra karazana punch firy ary ianao zao eto?
-malomalo ihany
-Inona avy ohatra?
-puncha coco, puncha vanille, puncha ananas, ... puncha te pipi
Mirary soa ho anao, mankasitraka ny fitsidihanao ity sehatra serasera. Mazotoa amin’izay atao !
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire