mardi 18 octobre 2011

Tetsy sy teroa

Andrenesana resaka mampihomehy sy mahatsikaiky eny an-dalana rey olona ! 

Marina fa misy koa ny dinika mampieritreritra sy mampandinika ny fiainana. Ny maso mijery, ny sofina mandre….hihihi 

Manara-baovao ny olona, na dia lohatenin-gazety fotsiny aza…Ndryyyy
  
Inty indray an, tafatafan’ny samy mpinamana ohatra momba ny fitondran-tenantsika Malagasy…. 

Ny gasy tsy tia tanindrazana raha tsy any ivelany, fa rehefa eto an-toerana tsy miraharaha izany akory !

Mahavariana ô ?

Toy izao ny renim-pianakaviana miantsena


Mikasika ny fahadiovana dia miverina hatraiza hatraiza ny fandraràna ny fanaovana maloto ! Isaky ny elakelan-trano, indraindray aza amoron-dalana no ahitana soratra mivandravandra momba izany. Draidraidray !

Santionany…..

Mbà olombanona hono e !
Miampy daroka hono an !
  
Mahagaga an !

Hiroso amin’ny tsara hatrany anie ny isam-batan’olona e !


Mirary ny soa indrindra ho anao mandritra ity andro ity :-)




Aucun commentaire: