Ary mba anana inona ary ito ? |
anana tian'ny mpivady: ANANJANAKA
anana tian'ny mpifankatia: ANAMBADY
anana tian'ny mpanasa lamba: ANAKOBANA
anana tian'ny dokotera: ANALYSE...lool
tena ankafizin mpamono oul: ANAKENDA
Anana mapatahotra: ANACONDA lol
Anana tsy fihinan'ny anadahy : ANABAVY
Anana lasa akoho : ANATODY
Anana tian'ny olona be sorissory : ANALAZY
Anana tsy tin'oul rehetra : ANAHIRANA
Anana tsy tin'ny vazaha: ANAMERCI... (Ah non merci...!)
Anana alan'oul eo anivon'ny fiaraha monina : ANALABARAKA
Anana tin'ny bandy ndrindra, na ny sipa konkou aza : ANàNNNNNN ^^
Anana tian'ny mpanao pôlitika sasany: ANAKOROTANA
Anana tsy tian'ny oul sahirana: ANADALA
Anana tiantsika tsirairay avy : ANANKARENA
anana tian'ny matoatoa: ANANGATRA
anana tian Bob marley: ANAMAINA
Anana tian'oul egoiste: ANA IO An
anana tian rajoelina : ANARCHIE
anana tian mailhol: ANANGANA SECTE
Anana tian tsis atao: ANAVARY
anana ratsy tare be : ANASTASIE (fa ts hoe anasa tazy an)
Anana tian'ny bada lela : ANALALÖTA
anana tian'ny banque: ANANAKO VOLA
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire