Affichage des articles dont le libellé est misaotra. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est misaotra. Afficher tous les articles

samedi 30 juillet 2011

Mahay mankasitraka

Moa mahay mankasitraka va isika ?

Zovy, fony fahazaza, no tsy niventy ny "Raha misy manome…zavatra ho anao, kingà miteny hoe: Misaotra Tompoko ô !" 



Na kely na be no azo, samia mahay mankasitraka. Anisan’ny fahasoavana tokoa izany. Ny fahadiovam-po manko no manosika ny olona mahay misaotra. Faly, ravo, mientanentana satria notolorana fanomezana !

Mankasitraka anao ary mitsiditsidika ny aty ô !